Misolo tena an’i Madagasikara amin’ny « compétition internationale Skateboard » any Rosia i Lofo Nirina. Mangataka fanampiana ny amin’ny enti-manana izy hiatrehana ny fifaninanana.