Brève

KOLONTSAINA –

Feno 70 taona ny Fikambanan'ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy ( Havatsa-UPEM). Hanao dia rodoben'ny vakiboky an-dalambe eny Analakely izy ireo.

lire plus

FANATANJAHANTENA

Misolo tena an'i Madagasikara amin'ny "compétition internationale Skateboard" any Rosia i Lofo Nirina. Mangataka fanampiana ny amin'ny enti-manana izy hiatrehana ny fifaninanana.

lire plus

FINOANA KATOLIKA

Maherin'ny 28.500 ireo mpivahiny avy amin'ny lafivalon'ny Nosy manatrika ny andron'ny tanora na JMJ andiany faha-10, any Antsirabe.

lire plus

FIZAHANTANY

- Nodimandry i Jimmy Rakotoarisoa. Tale mpanatanteraka teo anivon'ny federasion'ny mpisehatra amin'ny toerana fandraisam-bahiny sy fikarakarana sakafo eto Madagasikara (FHORM) izy.

lire plus

COVID-19

Miisa 11 ireo marary vaovao teo anelanelan'ny 20 sy 26 Aogositra. Olona 36 kosa sitrana

lire plus

MOZIKA

Hanao fampisehoana maimaim-poana ao Antsahamanitra ny mpanakanto « évangélique » Christ Afari avy any Etazonia, ny 1 sy 2 Oktôbra izao. Anisan’ny handray anjara ao koa ny TGC sy Steph Rambi.

lire plus

HAITRANO

Kilan’ny afo ny ampahany amin’ny fotodrafitrasan’ny orinasa Pêchexport ao Mahajanga. Ny alin’ny zoma 19 Aogositra no nitrangan’ny loza ary nifarimbona namono afo ny mpamonjy voina sy ny olona teny an-toerana. Mbola tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny afo,...

lire plus

BACCALAUREAT

Ambany ny taham-pahafahana teto Antananarivo oharina tamin’ny taon-dasa. Manodidina ny 41 % izany tamin’ity raha toa ka 58,48% tamin’ny 2021. Naoty 10 amin’ny 20 farafahakeliny no sivana ho an’ireo afa-panadinana ireo.

lire plus