Manana trano fatoriana miisa 300 amin’ny sokajiny manaraka ny fenitra ireo « Hôteliers » ao Mahajanga sy ny manodidina. Afaka manao tolotra amin’ny vidiny tena mirary, latsaky ny 25 hatramin’ny 30% izy ireo.