Brève

FIZAHAN-TANY-

Manana trano fatoriana miisa 300 amin’ny sokajiny manaraka ny fenitra ireo "Hôteliers" ao Mahajanga sy ny manodidina. Afaka manao tolotra amin’ny vidiny tena mirary, latsaky ny 25 hatramin’ny 30% izy ireo.

lire plus

VONDRONA EOROPEANA –

Mitentina 325 tapitra euros ny fanohanany amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara ao anatin’ny 4 taona manaraka. Anisan'ny sehatra laharam-pahamehana ny fampivoarana ny tontolo ambanivohitra, ny fitantanana, ary ny angovo.

lire plus

ASA-

Tokony efa nihatra ny karama farany ambany 250.000 ariary. Hivoaka tsy ho ela ny didim-panjakana mamaritra ny andininy, hoy ny ministry ny Asa.

lire plus

FIZAHANTANY

- Nodimandry i Jimmy Rakotoarisoa. Tale mpanatanteraka teo anivon'ny federasion'ny mpisehatra amin'ny toerana fandraisam-bahiny sy fikarakarana sakafo eto Madagasikara (FHORM) izy.

lire plus