par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Sep 8, 2022 | Brève |
Niamboho teo amin’ny faha-96 taonany ny Mpanjakavavy Elisabeth II. Nitondra nandritra ny 70 taona izy.
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Sep 8, 2022 | Brève |
Manana trano fatoriana miisa 300 amin’ny sokajiny manaraka ny fenitra ireo « Hôteliers » ao Mahajanga sy ny manodidina. Afaka manao tolotra amin’ny vidiny tena mirary, latsaky ny 25 hatramin’ny 30% izy ireo.
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Sep 7, 2022 | Brève |
Mitentina 325 tapitra euros ny fanohanany amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara ao anatin’ny 4 taona manaraka. Anisan’ny sehatra laharam-pahamehana ny fampivoarana ny tontolo ambanivohitra, ny fitantanana, ary ny angovo.
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Sep 7, 2022 | Brève |
Manao fihetsiketsehana ny mpianatra ao amin’ny Oniversite Mahajanga. Mitaky ny fandoavana ny vatsim-pianarana nandritra ny telo volana izy ireo.
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Sep 7, 2022 | Brève |
Tokony efa nihatra ny karama farany ambany 250.000 ariary. Hivoaka tsy ho ela ny didim-panjakana mamaritra ny andininy, hoy ny ministry ny Asa.
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Sep 7, 2022 | Brève |
Feno 70 taona ny Fikambanan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy ( Havatsa-UPEM). Hanao dia rodoben’ny vakiboky an-dalambe eny Analakely izy ireo.
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Sep 2, 2022 | Gouvernance |
Pour l’heure, la Commission électorale nationale indépendante entend inciter la population malgache à s’inscrire dans la liste électorale. Un document que l’organisme se veut de refondre de la manière la plus crédible possible.A un an et quelques mois des élections,...
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Sep 1, 2022 | Brève |
Misolo tena an’i Madagasikara amin’ny « compétition internationale Skateboard » any Rosia i Lofo Nirina. Mangataka fanampiana ny amin’ny enti-manana izy hiatrehana ny fifaninanana.
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Sep 1, 2022 | Brève |
Maherin’ny 28.500 ireo mpivahiny avy amin’ny lafivalon’ny Nosy manatrika ny andron’ny tanora na JMJ andiany faha-10, any Antsirabe.
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Août 31, 2022 | Gouvernance |
Les manifestations de refus des communautés locales face à la mise en œuvre d’un projet seraient les résultantes de l’inexistence de vision claire, inclusive et durable dans la gestion du pays.«L’évaluation environnementale, sociale et stratégique est écrit noir sur...