par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Août 20, 2022 | Brève |
Hanao fampisehoana maimaim-poana ao Antsahamanitra ny mpanakanto « évangélique » Christ Afari avy any Etazonia, ny 1 sy 2 Oktôbra izao. Anisan’ny handray anjara ao koa ny TGC sy Steph Rambi.
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Août 20, 2022 | Brève |
Kilan’ny afo ny ampahany amin’ny fotodrafitrasan’ny orinasa Pêchexport ao Mahajanga. Ny alin’ny zoma 19 Aogositra no nitrangan’ny loza ary nifarimbona namono afo ny mpamonjy voina sy ny olona teny an-toerana. Mbola tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny afo,...
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Août 20, 2022 | Brève |
Ambany ny taham-pahafahana teto Antananarivo oharina tamin’ny taon-dasa. Manodidina ny 41 % izany tamin’ity raha toa ka 58,48% tamin’ny 2021. Naoty 10 amin’ny 20 farafahakeliny no sivana ho an’ireo afa-panadinana ireo.
par STENIDLAS XAVINO RANDRIANANTENAINA | Août 20, 2022 | Economie |
Beaucoup d’opérateurs économiques procèderaient actuellement à des achats de vanilles sans pour autant avoir la certitude de se voir agréer une autorisation d’exportation.«Si on devait donner des agréments à tous ceux qui veulent opérer dans l’exportation, on...